Evènement a venir à Belo sur Tsiribihina Du 28 Août au 5 septembre 2025
Hisy lanonana manetriketrika hatao eto amin’ny faritra Menabe… Hisy lanonana manetriketrika hatao eto amin’ny faritra Menabe ho fanomezam-boninahitra an’i Mpanjaka Toera, izay maty novonoin’ny hery mpanjanaka tamin’ny fomba feno habibiana. Taorian’izay dia notapahan-doha niaraka tamin’ireo mpiara-dia taminy izy, ary nalain’ny mpanjanaka ny karan-dohany ka nentina tany Frantsa, toy ny an’ireo maherifon’i Madagasikara an-jatony, anisan’izany Printsy Ratsimamanga. Masina ny Razana !
Une cérémonie solennelle aura lieu du 28 aout au 05 septembre 2025 dans la région de Menabe en l'honneur du roi Toera, brutalement assassiné par les forces coloniales. Il a ensuite été décapité avec ses compagnons, et son crâne a été emporté par les colons en France, comme celui de centaines d'autres héros malgaches, dont le prince Ratsimamanga. Les Ancêtres sont sacrés !
A solemn ceremony will take place from August 28 to September 5, 2025, in the Menabe region in honor of King Toera, brutally assassinated by colonial forces. He was then beheaded with his companions, and his skull was taken by the colonists to France, like those of hundreds of other Malagasy heroes, including Prince Ratsimamanga. Ancestors are sacred!